无限风光在“云端”——中国电信南宁分公司推进信息化应用侧记
Ελληνικ? Δημοκρατ?α ((el)) | |||||
Ellinikí Dhimokratía el | |||||
Repoblika Helenika ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : (amin'ny grika ankehitriny) (Elefthería í thánatos) ("Fahalalahana na fahafatesana") | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | grika ankehitriny | ||||
Renivohitra | Athina 38°00′N 23°42′E / 38.000°N 23.700°E | ||||
Tanàna lehibe indrindra | Atena | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha - Praiminisitra |
Reponlika araka antenimiera Katerina Sakellaropoulou Kyriakos Mitsotakis | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 94 131 957 km2 0,86% | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2009) - hakitroka |
faha 74 11 282 751[1] mpo. 85,3 mpo./km2 百度 中华人民共和国刚成立时,由于历经战火和国民党的盘剥,大西南仍呈现出百孔千疮、百废待兴的局面。 {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Grika | ||||
IDH (2010) | Endrika:Mitombo 0.855 (avo) faha 22 | ||||
Sandam-bola | Euro (EUR )
| ||||
Faritr'ora | UTC +2 | ||||
Hiram-pirenena | ímnos is tin Elevtherían (Anteman'ny fahalalahana) | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+30
|
I Grisia na Gresy na Repoblika Helenika dia firenena any Eor?pa Atsimo, ao amin' ny farany atsimon' i Balkana, izay manana morontsiraka ao amin’ ny ranomasina telo, dia ny Ranomasina Egea sy ny Ranomasina Mediteranea ary ny Ranomasina I?niana. Atao hoe Ελλ?δα / Ellada izy amin' ny teny grika. I Athina no renivohiny. Ny velaran-tanin' i Grisia dia mirefy 131 957 km2. Mizara sisin-tany aminy i Albania, i Maked?nia Avaratra, i Biolgaria ary i Torkia.
Manana nosy betsaka ity firenena ity. Saika ny antsasaky ny tanin’ i Grisia dia rakotra tendrombohitra ka i Olympe no tendrombohita avo indrindra any, izay mahatratra haambo 2 917 m.
Monina ao Athina renivohitra sy ny manodidina ny ankamaroan’ ny mponina. Anisan’ ireo tanàna maloto tontolo iainana indrindra any Eor?pa i Athina.
Hatramin’ ny fahaterahany ka hatramin’ ny taonjato faha-4 taor. J.K., ny tantaran’ i Grisia dia tantaran’ i Grisian’ ny Andro Taloha. Ny famirapiratan’ i Athina dia nahatratra ny fara tampony tamin’ ny andron’ i Periklesy, teo amin’ ny lafiny p?litika sy kolontsaina ary zavakanto. Nifarana tamin’ ny fahazoan’ ny R?mana an’ i Grisia ny Andro Taloha Grika. Tafakambana ao amin’ ny Empira Bizantina i Grisia tamin’ izay, ary taty aoriana dia tao amin’ ny Empira ?t?mana.
Tamin’ ny taonjato faha-19 dia niady tamin’ ny Torka ny Grika ka azony ny fahaleovan-tena tamin’ ny taona 1829. Taorian’ ny Ady Lehibe Voalohany dia nisy indray ny ady nifanaovan’ i Grisia tamin’ i Torkia. Nifandimbindimby ny vanimpotoan’ ny repoblika sy ny an’ ny fanjakà-mpanjaka, ka tsy nifarana izany raha tsy tamin’ ny Ady Lehibe Faharoa, izay niteraka ady an-trano teo amin’ ny mpomba ny fitondrà-mpanjaka sy ny k?monista. Izany tsy fahamarinan-toeran’ ny p?litika izany dia niafara tamin’ ny fametrahana fitondrana jadona notarihin’ ireo manam-boninahitra miaramila tamin’ ny taona 1967 hatramin’ ny 1974. Tafaverina indray ny dem?krasia taty aoriana ka nahafahan’ i Grisia nandray anjara tamin’ ny fananganana an’ i Eor?pa nanomboka tamin’ ny taona 1980. Firenena mpikambana ao amin' ny Vondrona Eor?peana i Grisia hatry ny taona 1981 ary mpikambana ao amin' ny faritra Euro hatry ny taona 2001.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Firenena ao Eor?pa
Albania - Alemaina - And?ra - Aotrisy - Belzika - Biel?rosia - Bolgaria - B?snia-Herzeg?vina - Danemarka - Espaina - Est?nia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - H?ngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Je?rjia - Kipra (na Sipra) - Kr?asia (na - Kr?atia) - Let?nia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Mased?nia Avaratra (na Maked?nia Avaratra)- Malta - M?ldavia - M?ntenegr? - Nederlandy - N?rvezy - Okraina - P?l?nia - P?rtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Mar?no - Serbia - Sl?vakia - Sl?venia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.
K?ntinenta eto an-tany
Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]
|